Ny Elkasaita na Elkesaita na Helkasaita na Elkesaiana dia ireo tao amin' ny fikambanana ara-pivavahana jodeô-kristiana batista sinkretika manam-pirehana gnôstika izay sady anisan' ny jodaisma amin' ny ankapobeny amin' ny lafiny sasany, sady anisan' ny jodaisma nazôreana. Io anarana io dia avy amin' ny anaran' ilay olona heverina fa namorona azy atao amin' ny teny grika hoe Ἠλχασαΐ / Elkhasai na Ἠλξαί / Elksai na Ελκεσαΐ / Elkesai.

Jereo koa hanova

Antoko sy firehana matanjaka tao amin' ny jodaisma hanova

Antoko sy firehana hafa tao amin' ny jodaisma hanova