Tanàna
Ny tanàna dia vohitra lehibe honenan'olona maro ary efa hary voatra (toy ny làla-migodàna, trano lehibe, kianja malalaka, sns)
Araka ny Firenena Mikambana, ny tanàna dia velarana be olona mipetraka (tokony latsaky ny roanjato metatra ny halaviran'ny trano roa farafahabetsany), izay ahitana ireo varotra, indostria, fianarana, politika, kolontsaina... Milaza ihany koa ny FM tamin'ny 2008 fa mahery ny dimampolo isan-jaton'ny olombelona no miaina any ambonivohitra.