Faritanin' i Azerbaijan-e-Sharghi
Ny Faritanin' i Azerbaijàna Atsinanana na Azerbaijan-e-Sharghi dia iray amin' ny faritany 31 ao Iràna. Ao amin' ny faritr' i Azerbaijàna Iraniana no misy azy, mifanefi-tany amin' i Armenia, amin' ny Repoblikan' i Azerbaijàna, amin' ny Faritanin' i Ardabil, amin' ny Faritanin' i Azerbaijàna Andrefana, ary amin' ny Faritanin' i Zanjan. Ny renivohiny dia i Tabriz. Ny Faritanin' i Azerbaijana Atsinanana dia ao amin' ny Faritra faha-3.
Araka ny fanisam-bahoaka tamin' ny taona 2006, ny Faritanin' i Azerbaijàna Atsinanana dia 3 527 267 tao amin' ny tokantrano 911 241. Ny fanisam-bahoaka manaraka tamin' ny taona 2011 dia niisa 3 724 620 tao amin' ny tokantrano 1 085 455. Tamin' ny fanisam-bahoakan' ny taona 2016, ny isan' ny mponina dia 3 909 652 tao amin' ny tokantrano 1 223 028.
Jereo koa
hanova- Faritany any Iràna: Alborz - Ardabil – Azerbaijan-e-Gharbi – Azerbaijan-e-Sharghi – Bushehr - Shahar Mahaal-o-Bakhtiari - Esfahan - Fars - Gilan – Golestan - Hamedan – Hormozgan - Ilam - Kerman - Kermanshah – Khorasan-e-Jonubi - Khorasan-e-Razavi - Khorasan-e-Shomali - Khuzestan - Kohkiluyeh-o-Boyer Ahmad - Kurdistan Iraniana – Lorestan - Markazi – Mazandaran - Qazvin – Qom – Semnan - Sistan-o-Baluchestan - Teheran - Yazd - Zanjan