Faritanin' i Zanjan
Ny Faritanin' i Zanjan (amin' ny teny azery: Zəncan; amin' ny fiteny persiana: استان زنجان / Ostân-e Zanjân) dia faritany ao Iràna. Any avaratra-andrefan' ilay firenena no misy azy ary i Zandjan no renivohiny. Ity faritany ity dia mirefy 21 773 km2 ary ny mponina ao aminy, izay maro tambanivohitra sy Azery, dia manodidina ny iray tapitrisa. Amin' ny ankapobeny dia heverina ho anisan' i Azerbaijàna Iraniana izy io.
Jereo koa
hanova- Faritany any Iràna: Alborz - Ardabil – Azerbaijan-e-Gharbi – Azerbaijan-e-Sharghi – Bushehr - Shahar Mahaal-o-Bakhtiari - Esfahan - Fars - Gilan – Golestan - Hamedan – Hormozgan - Ilam - Kerman - Kermanshah – Khorasan-e-Jonubi - Khorasan-e-Razavi - Khorasan-e-Shomali - Khuzestan - Kohkiluyeh-o-Boyer Ahmad - Kurdistan Iraniana – Lorestan - Markazi – Mazandaran - Qazvin – Qom – Semnan - Sistan-o-Baluchestan - Teheran - Yazd - Zanjan