Faritanin' i Bushehr
Ny Faritanin' i Bushehr (persiana: استان بوشهر / Ostân-e Bušehr ) dia iray amin' ny faritany 31 ao Iràna. Any amin’ ny tapany atsimon’ ilay firenena, manamorona ny Hoala Persika, no misy azy. Ny renivohiny dia i Bushehr. Manana departemanta 10 ilay faritany: Assalouyeh, Bouchehr, Dachtestan, Dachti, Deilam, Deir, Djam, Kangan, Guenaveh, ary Tanguestan. Tamin' ny taona 1996 dia nisy mponina 744 000 teo ho eo ilay faritany.
Jereo koa
hanova- Faritany any Iràna: Alborz - Ardabil – Azerbaijan-e-Gharbi – Azerbaijan-e-Sharghi – Bushehr - Shahar Mahaal-o-Bakhtiari - Esfahan - Fars - Gilan – Golestan - Hamedan – Hormozgan - Ilam - Kerman - Kermanshah – Khorasan-e-Jonubi - Khorasan-e-Razavi - Khorasan-e-Shomali - Khuzestan - Kohkiluyeh-o-Boyer Ahmad - Kurdistan Iraniana – Lorestan - Markazi – Mazandaran - Qazvin – Qom – Semnan - Sistan-o-Baluchestan - Teheran - Yazd - Zanjan