Faritanin' i Alborz
Ny Faritanin' i Alborz dia iray amin' ny faritaniny 31 ao Iràna. Mirefy 5 833 km² izy ary any avaratra-andrefan' ny lembalemba afovoan' i Iràna. Ity faritany ity dia manana sisintany iraisana amin' amin' ny Faritanin' i Mazandaran any avaratra, amin' ny Faritanin' i Teheran any atsinanana, amin' ny Faritanin' i Markazi any atsimo ary amin' ny Faritanin' i Qazvin any andrefana. Ny tanànan' i Karaj, izay tanàn-dehibe fahadimy lehibe indrindra ao Iràna raha ny isan' ny mponina no heverina, no renivohitr' ilay faritany. Izy io dia niforona tamin' ny taona 2010 tamin' ny fizaràna ny Faritanin' i Teheran, izay nahalasa faritany faha-31 azy ao Iràna.
Jereo koa
hanova- Faritany any Iràna: Alborz - Ardabil – Azerbaijan-e-Gharbi – Azerbaijan-e-Sharghi – Bushehr - Shahar Mahaal-o-Bakhtiari - Esfahan - Fars - Gilan – Golestan - Hamedan – Hormozgan - Ilam - Kerman - Kermanshah – Khorasan-e-Jonubi - Khorasan-e-Razavi - Khorasan-e-Shomali - Khuzestan - Kohkiluyeh-o-Boyer Ahmad - Kurdistan Iraniana – Lorestan - Markazi – Mazandaran - Qazvin – Qom – Semnan - Sistan-o-Baluchestan - Teheran - Yazd - Zanjan