Distrikan'Ikalamavony

(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Ikalamavony)

Ny Distrikan'Ikalamavony dia distrika eto Madagasikara ao aminy tapany andrefan'ny Faritra Matsiatra Ambony ao amin'nyFaritanin'i Fianarantsoa. Mampitohy azy amin'i Fianarantsoa ny lalam-pirenena faha-42.

Jereo koaHanova

Ireo distrika ao amin'ny Faritra Matsiatra Ambony: