Distrikan'i Fianarantsoa

21°27′10″S 47°05′08″E / 21.452670°S 47.085690°E / -21.452670; 47.085690

Distrikan'i Fianarantsoa
Velarantany NC
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Madagasikara
Faritany Fianarantsoa
Faritra Faritra Matsiatra Ambony

I Fianarantsoa dia tanàna any atsimon'i Madagasikara, renivohitry ny faritanin'i Fianarantsoa ary ny Faritra Matsiatra Ambony.

Ny Distrikan'i Fianarantsoa dia distrika eto Madagasikara ao aminy tapanay afovoan'ny Faritra Matsiatra Ambony ao amin'ny Faritanin'i Fianarantsoa. Vokatry ny fizaràna ny Distrikan'i Fianarantsoa I taloha tamin'ny taona 2007 izy. Mamakivaky azy ny lalam-pirenena faha-7 izay mampitohy an'i Toliara amin' Antananarivo, sy ny lalam-pirenena faha-42 mampitohy an'i Fianarantsoa amin' Ikalamavony.

Jereo koa hanova

Ireo distrika ao amin'ny Faritra Matsiatra Ambony: