Distrikan'i Lalangina

Ny Distrikan'i Lalangina dia distrika eto Madagasikara ao aminy tapanay avaratra atsinanan'ny Faritra Matsiatra Ambony ao amin'ny Faritanin'i Fianarantsoa. Mamakivaky azy ny lalam-pirenena faha-7 sy faha-45. Ao no ahitana ny Valanjavaboarin'i Ranomafana.

Jereo koaHanova

Ireo distrika ao amin'ny Faritra Matsiatra Ambony: