Distrikan'Ikalamavony
Ny Distrikan'Ikalamavony dia distrika eto Madagasikara ao aminy tapany andrefan'ny Faritra Matsiatra Ambony ao amin'nyFaritanin'i Fianarantsoa. Mampitohy azy amin'i Fianarantsoa ny lalam-pirenena faha-42.
Jereo koaHanova
Ireo distrika ao amin'ny Faritra Matsiatra Ambony: