Distrikan'Isandra
Ny Distrikan'Isandra dia distrika eto Madagasikara ao aminy tapanay afovoan'ny Faritra Matsiatra Ambony ao amin'ny Faritanin'i Fianarantsoa. Mamakivaky azy ny lalam-pirenena faha-42 izay mampitohy an'i Fianarantsoa amin'i Ikalamavony.
Jereo koaHanova
Ireo distrika ao amin'ny Faritra Matsiatra Ambony: