Distrikan'i Fianarantsoa I

Ny Distrikan'i Fianarantsoa I dia distrika teto Madagasikara izay nofoanana tamin'ny taona 2007, izay tao amin'ny Faritra Matsiatra Ambony ao amin'ny tapany afovoany atsimon'i Madagaskara. Niara-nofoanana taminy koa any Distrikan'i Fianarantsoa II.