Distrikan' i Beroroha

(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Beroroha)
Distrikan'i Beroroha
Velarantany NC
Isam-ponina 68 729 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Madagasikara
Faritany Toliary
Faritra Atsimo-Andrefana

Ny Distrikan' i Beroroha dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, Faritanin' i Toliara, ao amin' ny tapany atsimo-andrefan' i Madagasikara. I Beroroha no renivohiny.

Ny Distrikan' i Beroroha ao amin' ny Faritanin' i Toliara

Fitsinjaram-pahefana hanova

Indreto ireo kaominina miisa sivy izay mandrafitra ny Distrikan' i Beroroha: Behisatra, Bemavo, Beroroha, Fanjakana, Mandronarivo, Marerano, Sakena, Tanamary, ary Tanandava.

Jereo koa hanova

Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana: