Tu bi-Shevat
Ny Tu bi-Shevat (hebreo: ט"ו בִּשְׁבָט na חֲמִשָּׁה עָשָׂר בִּשְׁבָט / "dimy ambin' ny folo andron' ny Shevat") dia fety jiosy ankalazana ny taom-baovaon' ny hazo izay tanterahina amin' ny faha-15n' ny volana Shevat.
Jereo koa
hanova- Fetim-pivavahana jiosy: Rosh ha-Shana ("fiantombohan' ny taona") ; Yom Kippur ("andron' ny famelan-keloka") ; Sukkot ("fetin' ny trano lay" na "fetin' ny tabernakely"); Shemini Atseret ("valo andro fivoriana"); Simkhat Torah ("hafaliana ny amin' ny Lalàna"); Khanukka ("fetin' ny fanorenana"); Tu bi-Shevat ("dimy ambin' ny folo andron' ny Shevat"); Purim; Pesakh (Paska jiosy); Shavuot("herinandro").