Shemini Atseret
Ny Shemini Atseret (hebreo:שְׁמִינִי עֲצֶרֶת "valo andro fivoriana" na יּוֹם הַשְּׁמִינִי עֲצֶרֶת / Yom ha-Shemini Atseret "fetim-pamaranana amin' ny faha-valo andro") dia fety jiosy ankalazana ny fanombohan' ny fotoana irotsahan' ny rononorana ao Israely. Ankalazaina amin' ny 22n' ny volana Tishri izany fety izany.
Jereo koa
hanova- Fetim-pivavahana jiosy: Rosh ha-Shana ("fiantombohan' ny taona") ; Yom Kippur ("andron' ny famelan-keloka") ; Sukkot ("fetin' ny trano lay" na "fetin' ny tabernakely"); Shemini Atseret ("valo andro fivoriana"); Simkhat Torah ("hafaliana ny amin' ny Lalàna"); Khanukka ("fetin' ny fanorenana"); Tu bi-Shevat ("dimy ambin' ny folo andron' ny Shevat"); Purim ; Pesakh (Paska jiosy); Shavuot("herinandro").