Sevata (volana hebreo)

Ny Sevata na Sebata dia volana fahiraika ambin'ny folo ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fahadimy kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe שְׁבָט / Shevat io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Janoary sy Febroary ka misy 30 andro.

Jereo koa hanova