Hanokà

(tonga teto avy amin'ny Khanukka)

Ny Hanokà dia fety jiosy ahatsiarovana ny fitokanana indray ny alitara fanaovam-panatira tao amin' ny Tempoly faharoa ao Jerosalema, tamin' ny fiverenana amin' ny fanompoam-pivavahana jiosy, telo taona taorian' ny nandraran' i Antiôkôsy IV (Seleokida) an' izany. Manomboka amin' ny 25 Kislev hatramin' ny 2 Tevet no anaovana ny fankalazana.

Jiro sivy rantsana an' ny Hanokà, atao hoe מנורת חנוכה / Menorat Hanukkah) amin' ny teny hebreo.

Atao hoe חג החנוכה / Hag ha-Hanukka "fetin' ny fanorenana" izany fety izany amin' ny teny hebreo.

Jereo koa

hanova
  • Fetim-pivavahana jiosy: Rosh ha-Shana ("fiantombohan' ny taona"); Yom Kippur ("andron' ny famelan-keloka"); Sukkot ("fetin' ny trano lay" na "fetin'ny tabernakely"); Shemini Atseret ("valo andro fivoriana"); Simkhat Torah ("hafaliana ny amin' ny Lalàna"); Khanukka ("fetin' ny fanorenana"); Tu bi-Shevat ("dimy ambin' ny folo andron' ny Shevat"); Purim; Pesakh (Paska jiosy); Shavuot ("herinandro").