Sim'hat Torah
Ny Sim'hat Torah (hebreo: שמחת תורה / "hafalian' ny Lalàna") dia fety jiosy ankalazana ny Torah ("Lalàna") ka itondrana am-pilaharana ny horonam-boky mirakitra azy. Tanterahina amin' ny 22 sy 23 Tishri izany fety izany.
Jereo koa
hanova- Fetim-pivavahana jiosy: Rosh ha-Shana ("fiantombohan' ny taona") ; Yom Kippur ("andron' ny famelan-keloka") ; Sukkot ("fetin' ny trano lay" na "fetin' ny tabernakely"); Shemini Atseret ("valo andro fivoriana"); Simkhat Torah ("hafaliana ny amin' ny Lalàna"); Khanukka ("fetin' ny fanorenana"); Tu bi-Shevat ("dimy ambin' ny folo andron' ny Shevat"); Purim ; Pesakh (Paska jiosy); Shavuot ("herinandro").