Rosh ha-Shana
Ny Rosh ha-Shana (hebreo: רֹאשׁ הַשָּׁנָה "fiantombohan' ny taona" na יוֹם תְּרוּעָה /Yom Teruah "androm-piantsoana"); dia fety jiosy ankalazana ny taom-baovao ivelan' ny fivavahana. Ankalazaina amin' ny 1 sy 2 Tishri izany. Ny taom-baovaom-pivavahana dia ny 1 Nisan.
Jereo koa
hanova- Fetim-pivavahana jiosy: Rosh ha-Shana ("fiantombohan' ny taona") ; Yom Kippur ("andron' ny famelan-keloka") ; Sukkot ("fetin' ny trano lay" na "fetin' ny tabernakely"); Shemini Atseret ("valo andro fivoriana"); Simkhat Torah ("hafaliana ny amin' ny Lalàna"); Khanukka ("fetin' ny fanorenana"); Tu bi-Shevat ("dimy ambin' ny folo andron' ny Shevat"); Purim ; Pesakh (Paska jiosy); Shavuot ("herinandro").