Fiteny gbe

(tonga teto avy amin'ny Teny gbe)

Ny fiteny gbe dia vondrom-piteny koà any amin' ny tapany antsinanan' i Gana sy amin' ny tapany andrefan' i Nizerià.

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiteny ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Sarintany maneho ny faitra misy ny mpiteny gbe

Misy fiteny 20 eo ny fiteny ao amin' io vondrona io. Misy valo tapitrisa eo no isan' ny olona miteny fiteny gbe. Ny fiteny eve no tena be mpiteny indrindra (3 tapitrisa ny olona miteny azy any Gana sy any Tôgô), manaraka avy eo ny fiteny fôna (1,7 tapitrisa no miteny azy any Benîno).

Anatin' ny ratsan' ny fiteny koà ny ankabiazan' ny fiteny gbe, ary ao amin' ny ratsana lehibe ao amin' fianakaviam-piteny nizerô-kôngôley izy io[1]. Ny fiteny gbe be mpiteny dia ny fiteny aja, ny fiteny eve, ny fiteny gena, ny fiteny fôna, ny fiteny fla-fera. Fiteny misy lantom-baninteny daholo ny ankabeazan' ny fiteny gbe.

Fiteny hanova

Jeôgrafia sy demôgrafia hanova

Ny velarana ahitana fiteny gbe dia feran' ny renirano Volta (Ganà) ary ny renirano Weme (Benîno). Ny laharam-pehintany fahenina na fahavalo no sisintany avaratry ny tontolo miteny gbe ary ny laharam-pehintany atsimo no sisintany atsimony. Ny vondrom-piteny manodidina dia ny vondrom-piteny koà (ankoatry ny sisintany atsinanana sy avaratra-atsinanana, izay miteny iôroba), vondrom-iteny ga-danme, goanga ary akàna any andrefana, ary ny fiteny adele, agona, akpafo, lôlôby ary iôroba any avaratra. Efatra hatramin' ny 8 tapitrisa ny isan' ny olona miteny gbe.

Jereo koa hanova

Boky anglisy hanova

  • Aboh, O. Enoch (2004) The Morphosyntax of Complement-Head Sequences (Clause Structure and Word Order Patterns in Kwa) New York etc.: Oxford University Press.
  • Amenumey, D.E.K. (2002) History of the Ewe Archived Novambra 11, 2004 at the Wayback Machine. Retrieved May 11, 2005.
  • Ansre, Gilbert (1961) The Tonal Structure of Ewe. MA Thesis, Kennedy School of Missions of Hartford Seminary Foundation.
  • Ameka, Felix Kofi (2001) 'Ewe'. In Garry and Rubino (eds.), Fact About the World's Languages: An Encyclopedia of the World's Major Languages, Past and Present, 207–213. New York/Dublin: The H.W. Wilson Company.
  • Blench, Roger (2006) Archaeology, Language, and the African Past. AltaMira Press.
  • Capo, Hounkpati B.C. (1981) 'Nasality in Gbe: A Synchronic Interpretation' Studies in African Linguistics, 12, 1, 1–43.
  • Capo, Hounkpati B.C. (1988) Renaissance du Gbe: Réflexions critiques et constructives sur L'EVE, le FON, le GEN, l'AJA, le GUN, etc. Hamburg: Helmut Buske Verlag.
  • Capo, Hounkpati B.C. (1991) A Comparative Phonology of Gbe, Publications in African Languages and Linguistics, 14. Berlin/New York: Foris Publications & Garome, Bénin: Labo Gbe (Int).
  • Cust, Robert Needham (1883) Modern Languages of Africa.
  • Duthie, A.S. & Vlaardingerbroek, R.K. (1981) Bibliography of Gbe - publications on and in the language Basel: Basler Afrika Bibliographien.
  • Gordon, Raymond G. Jr. (ed.) (2005) Ethnologue report for Gbe. (Ethnologue, 15th edition.) Retrieved May 11, 2005.
  • Greenberg, Joseph H. (1966) The Languages of Africa (2nd ed. with additions and corrections). Bloomington: Indiana University.
  • Greene, Sandra E. (2002) Sacred Sites: The Colonial Encounter. Bloomington, Indiana: Indiana University Press. ISBN 0-253-21517-X (online version Archived Septambra 19, 2004 at the Wayback Machine)
  • Henrici, Ernst (1891) Lehrbuch der Ephe-Sprache (Ewe) Anlo-, Anecho- und Dahome-Mundart (mit Glossar und einer Karte der Sklavenküste). Stuttgart/Berlin: W. Spemann. (270 p.)
  • Labouret, Henir and Paul Rivet (1929) Le Royaume d'Arda et son Évangélisation au XVIIe siècle. Paris: Institut d'Ethnologie.
  • Lefebvre, Claire (1985) 'Relexification in creole genesis revisited: the case of Haitian Creole'. In Muysken & Smith (eds.) Substrate versus Universals in Creole Genesis. Amsterdam: John Benjamins.
  • Kluge, Angela (2000) ‘The Gbe language varieties of West Africa – a quantitative analysis of lexical and grammatical features’. [unpublished MA thesis, University of Wales, College of Cardiff].
  • Kluge, Angela (2005) ‘A synchronic lexical study of Gbe language varieties: The effects of different similarity judgment criteria’ Archived Novambra 14, 2006 at the Wayback Machine Linguistic Discovery 3, 1, 22–53.
  • Kluge, Angela (2006) ‘Qualitative and quantitative analysis of grammatical features elicited among the Gbe language varieties of West Africa’ Journal of African Languages and Linguistics 27, 1, 53–86.
  • Pasch, Helma (1995) Kurzgrammatik des Ewe Köln: Köppe.
  • Stewart, John M. (1989) 'Kwa'. In: Bendor-Samuel & Hartell (eds.) The Niger-Congo languages. Lanham, MD: The University Press of America.
  • Westermann, Diedrich Hermann (1930) A Study of the Ewe Language London: Oxford University Press
  1. fiteny rehetra eo ampivoany sy any Andrefan'i Afrika sobsahariàna (subsaharian)