Ny fiteny akàna dia anisan' ny fiteny koà ao amin' ny zana-bondrona ao amin' ny vondrom-piteny tanô afovoany ampiasain' ny olona efa ho 8,3 tapitrisa any Ganà sy any Kôtidivoara. Mizara ho fitenim-paritra roa lehibe izy io, dia ny fiteny toỳ sy ny fiteny fanty.

Jereo koa hanova