Ravatoverere dia mpanjaka bara izay nampanaiky ny foko niaraka taminy fa ny fianakaviany no manjaka sy mametra ny fitsipika mandamina ny fifandimbiasan' ny mpanajaka bara. Vehivavy fotsy hoditra no vadiny. Niainga avy tany am-bava ranon' i Mandrare izy ary nianavaratra hatrany Inongy, sampan' i Mananara. Nisy mpiady arivo lahy nanaraka azy. Niteraka lahy tokana izy, dia Rabararatavokoky izay nandimnby azy.

Jereo koa hanova

Mpanjaka bara: