I Mandrare dia onin' Madagasikara ao amin'ny faritra Anosy, ao amin'ny faritanin'i Toliara, izay mivarina mankany amin'ny Ranomasimbe Indiana, ao akaikin' Amboasary Atsimo. Maina i Mandrare amin'ny volana sasany ao amin'ny taona. I Manambovo sy i Mananara ary Ikonda no renirano manommo azy.

Jereo koa hanova