I Koulikoro dia tanàna sy kaominina ao Malỳ, renivohitry ny Faritr' i Koulikoro. Eo amin’ ny morony havia amin’ ny ony Niger no misy ilay tanàna, 60 km avaratra-atsinanan’ i Bamako, amin’ ny lalam-pirenena RN 27. Ity tanàna ity dia mipaka hatrany amin’ ny lemaka manamorona ilay ony izay tazana avy eny amin’ ny lembalemba izay tohin' ny tendrombohitra Manding maro antsoina hoe Niana Koulou.

Ny tanànan' i Koulikoro

Jereo koa hanova

Bamako - Gao - Kayes - Kidal - Koulikoro - Mopti - Ségou - Sikasso - Tombouctou