I Gao dia tanàna sy kaominina ao Malỳ, renivohitry ny Faritr' i Gao, eo amoron' ny ony Niger. Tamin' ny taona 2012 hatramin' ny 25 Janoary 2013, dia izy no renivohitry ny faritra mpisara-bazan' i Azawad.

Gao

Jereo koa hanova

Bamako - Gao - Kayes - Kidal - Koulikoro - Mopti - Ségou - Sikasso - Tombouctou