I Tombouctou na Timbuktu dia tanàna sy kaominina any Malỳ, 20 km avaratry ny ony Niger. Io tanàna io no renivohitry ny Faritr' i Tombouctou, iray amin' ny faritra valo any Malỳ. Niisa 54 453 ny mponina tao tamin' ny taona 2009.

Môskea ao Tombouktou

Jereo koa hanova

Bamako - Gao - Kayes - Kidal - Koulikoro - Mopti - Ségou - Sikasso - Tombouctou