I Kayes dia tanàna sy kaominina lehibe any amin' ny faritra andrefana amin' i Malỳ, 495 km avaratra-andrefan' i Bamako, eo amoron' ny ony Sénégal. Renivohitry ny Faritra Kayes izy. Mitombo ny isan' ny mponina ao aminy ka tamin' ny taona 2005 izany dia 80 146, fa 127 368 kosa tamin' ny taona 2009.

Toeram-pisan' ny governoran' i Kayes
Eny amin' ny rabe, any Keyes

Jereo koa hanova

Bamako - Gao - Kayes - Kidal - Koulikoro - Mopti - Ségou - Sikasso - Tombouctou