Hanokatra ny renilisitra
Jerôma avy any Stridona
Bemberg Fondation Toulouse - Saint Jérôme - Bruzzi Ca 1580 - peinture sur cuivre Inv.1007 45x40.jpg
Ankapobeny
Anarana Jerôma avy any Stridona
Teraka Tokony 342
Maty 30 Septambra 420
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Roma Taloha
Asa :
Fiainana manokana

I Jerôma avy any Stridona na Hieronimo avy any Stridona na Masindahy Jerôma dia mpanoratra mizaka ny zom-pirenen'i Roma Taloha teraka tamin'ny taona 342 ary maty ny 30 Septambra 420. isan'ireo Rain'ny Fiangonana na Aban'ny Eglizy manampahaizana momba ny Baiboly. Izy no nandika ny Baiboly amin'ny teny latina atao hoe Volgata (latina: Vulgata). Amin'ny teny latina dia atao hoe Eusebius Hieronymus izy.

Jereo koaHanova

Rohy ivelanyHanova

  • Ao amin'i Freebase: [1]
 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.