Fiteny poloney
Ny fiteny poloney (język polski, polszczyzna) dia teny ofisialin'i Polonia. Soratana amin'ny abidy poloney, voasintona avy amin'ny abidy latina ny fiteny poloney.
![]() |
Mbola ambangovangony amin'ny resaka fiteny any Polonia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |