Fiteny lôry

(tonga teto avy amin'ny Fiteny lory)

Ny fiteny lôry na fiteny lory dia fiteny ao amin' ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin' ny sampana indô-iraniana, ao amin' ny zana-tsampana iraniana, vondrom-piteny iraniana madinika ao atsimo-andrefana izay tetenin' ny vahoaka lôry sy ny vahoaka baktiary izay monina ao amin' ny faritany iranianan' i Lorestan, Ilam, Chahar Mahaal sy Bakhtiari, Kohkiluyeh ary Buyer Ahmad, sy ao amin' ny faritra sasany ao Khuzestan. Mitovitovy amin' ny fiteny kiorda io fiteny io.

Vehivavy lôry mandihy

Jereo koa hanova