Ny fiteny zazaky, izay atao hoe fiteny kirmanjky na kirdky na dimly na dimilky, dia fiteny ao amin'ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin'ny sampana indô-iraniana, ao amin'ny zana-tsampana iraniana, tenenin'ny vahoaka zaza izay monina ao amin'ny faritr'i Dersim sy i Elâzığ ary i Diyarbakır ao Torkia. Isan'ny fiteny korda ny fiteny zazaky. Misy mampiasa io fitent io koa ny ao amin'ny faritany sasany ao Kordistàna (ao atsimo). Maro ny toetra itovizan'ny fiteny zazaky amin'ireo fiteny ao amin'ny ranomasina Kaspiana toy ny fiteny talisy, ny fiteny gilaky, ny fiteny mazandarany.

Vehivavy zazà

Jereo koa hanova