Fiteny talisy
Ny fiteny talisy dia fiteny tenenina ao Iràna, ao amin'ny faritra atsimon'ny ranomasina Kaspiana sy tenenin'ireo Talisy ao Azerbaijàna. Ao amin'ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, ao amin'ny sampana indô-iraniana, ao amin'ny zana-tsampana iraniana no misy azy.

Jereo koa Hanova
- Fiteny iraniana sasantsasany: fiteny zazaky - fiteny ôsetiana - fiteny lôry - fiteny korda - fiteny farsy - fiteny dary - fiteny tajiky - fiteny pastô - fiteny balotsy - fiteny gilaky - fiteny talisy - fiteny mazandarany.