Fiteny tajiky

Ny fiteny tajiky, na fiteny tôjiky, dia endriky ny fiteny persana (na farsy) tenenina ao Tajikistàna. Mitovitovy amin'ny fiteny dary izay samy endriky ny fiteny persàna io fiteny io. Ao amin'ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, ao amin'ny sampana indô-iraniana, ao amin'ny zana-tsampana iraniana no misy azy.

Vehivavy sy lehilahy tajiky

Jereo koaHanova