Oniversiten' i Fianarantsoa

Oniversite Fianarantsoa
Niorina 1992


Firenena  Madagasikara
Toby Andrainjato
Filoha Marie Monique RASOAZANANERA



Ny Oniversite Fianarantsoa dia sekoly mpanjakana ambaratonga ambony, miorina ao Fianarantsoa renivohitra faritra Haute Matsiatra any amin'ny tapany atsimon'i Madagasikara no misy azy, i Marie Monique RASOAZANANERA no filoha ankehitriny.

Tantara hanova

Ireo mpitondra hanova

Lamina anaty hanova

Sampam-pianarana hanova

Misy sivy ny sampam-piofanana ambaratonga ambony ao Fianarantsoa, ireto avy izany :

  • La Faculté des Sciences
  • La Faculté de Médecine
  • La Faculté des Lettres
  • La Faculté de Droit, d’Économie, de Gestion et de Sociologie
  • L'École Nationale d'Informatique
  • L'École Normale Supérieure
  • Le Centre Universitaire de Formation Professionnalisante (CUFP)
  • L'Institut des Sciences et Techniques de l'Environnement (ISTE)
  • L'Institut Confucius

Rohy ivelany hanova

Jereo koa hanova