Boky amin' ny anaran' i Esdrasa
Ny boky amin' ny anaran' i Esdrasa (na amin' ny anaran' i Ezra) dia boky ao amin' ny Baiboly izay mety ho kanônika na apôkrifa. Ny Bokin' i Ezra (na Bokin' i Esdrasa) ihany no kanônika ao amin' ny Baiboly hebreo (Tanakh) sy ny Baiboly prôtestanta fa prôtôkanônika kosa ao amin' ny Baiboly katôlika sy ny Baiboly ortodoksa.
Boky kanônika
hanova- Bokin' i Ezra na Boky voalohan' i Esdrasa;
- Bokin' i Nehemia na Boky faharoan' i Esdrasa.
Ny fitambaran' ireo boky roa ireo no atao hoe Boky Ezra-Nehemia.
Boky apôkrifa
hanovaNy boky hafa rehetra dia apôkrifa. Ireto avy izy ireo:
- Boky fahatelon' i Esdrasa na Boky grikan' i Esdrasa)
- Boky fahefatr' i Esdrasa na Apôkalipsin' i Esdrasa na Apôkalipsy jiosin' i Esdrasa na 2Esdras ao amin' ny lisitra anglisy.
Ny Fahitan' i Esdrasa dia tsy isan' ny boky miovaova laharana.
Inty ny tabilao maneho ireo boky miovaova anarana sy laharana:
Ny iantsoana azy ato amin’ny Wikipedia malagasy | Anarana omen’ny mpikaroka | Volgata | Slavonika | Etiopiana | Anglisy | |
Bokin’i Esdrasa | - | 1Esdrasa | 1Esdras | 1Ezdra | 1Izra | Ezra |
Bokin’i Nehemia | - | 2Esdrasa | 2Esdras | Nehemia | Nehemiah | |
Esdrasa grika | 3Esdrasa | 3Esdrasa | 3Esdras | 2Ezdra | 2Izra | 1Esdras |
4Esdrasa | 5Esdrasa | 5Esdrasa | 4Esdras
(Esdrasa) |
3Ezdra | - | 2Esdras |
Apokalipsan’i Esdrasa | 4Esdrasa | Izra Sutuel
(ዕዝራ ሱቱኤል) | ||||
6Esdrasa | 6Esdrasa | - |