Baktria

(tonga teto avy amin'ny Baktriàna)

I Baktria na Baktriàna dia faritra tranainy tany Azia Afovoany. Ao avaratry ny tandavan-tendrombohitra Hindu Kush ary atsimon' ny renirano Amu Daria, mahafaoka an' i Afganistàna. Amin' ny ankapobeny dia faritra any avaratr' i Hindu Kush, andrefan' i Pamir ary atsimon' i Tian Shan, mahafaoka an' i Tajikistàna sy i Ozbekistàna ankehitriny koa, miaraka amin' ny Amu Daria mikoriana miankandrefana amin' ny afovoany.

Baktria

Jereo koa hanova