I Bad Liebenwerda dia tanàna any Alemaina ao amin' ny faritr' i Brandenburg, ao amin' ny boriborintanin' i Elbe-Elster. Amoron' ny renirano Schwarze Elster, 57 km avaratra-andrefan' i Dresden, sy 28 km atsinanan' i Torgau, no misy azy. Nanomboka tamin' ny 1 Janoary 2020, teo amin' ny sehatra fampikambanana ara-pitantanan' ny kaominina atao hoe Liebenwzeda, izay mamondrona ireo tanàna toa an' i Bad Liebenwerda, i Falkenberg-Elster, i Mühlberg ary i Uebigau-Wahrenbrück.

Tanànan' i Bad Liebenwerda

Jereo koa hanova

Tanàna any Alemaina sy Eorôpa Atsinanana manan-tantara tamin' ny andron' i Martin Lotera: