Andrianamboniarivo
Andrianamboniarivo dia mpanjaka sakalavan' i Boina, zanak' Andriamandisoarivo, i zayh nanoimboka nanjaka tamin' ny taona 1712 ary nifarana ny fanjakany tamin' ny taona 1722. Manohy ny fanitaram-panjakana nianavaratra izy[1].
Lisitry ny mpanjakan' i Boina
hanova- Andriamandisoarivo (Tsimanata) (1690-1720)
- Andrianamboniarivo (Toakafa) (1720-1730)
- Andriamahatindriarivo (1730-1760)
- Andrianahilitsy (1760-1767)
- Andrianiveniarivo (1767-1770)
- Andrianihoatra (1770-1771)
- Andrianikeniarivo (1771-1777)
- Andrianaginarivo (1777-1778), mpanjakavavy
- Tombola (1778), mpanjakavavy
- Ravahiny (1778-1808), mpanjakavavy
- Tsimalomo (1808-1822?)
- Maka (Andrianaresy) (1808)
- Andriantsoly (1822-1832)
- Oantitsy (1832-1836), mpanjakavavy
- Tsiomeko (1836-1840), mpanjakavavy