Ala mandray betsaka rotsakorana ny alamorana. Mandray rotsakorana 250-450 sm isan-taona amin'ny tany mafana ny alamorana.[1] Ny lehibe indrindra amin'ny alamorana eto amin'izao tontolo izao dia ny alamorana Amazon (any Amerika Atsimo).

Alamorana amin'ny Masoala pirenena, Madagasikara, amin'ny taona 2008

Misy karazana zavamanan'aina betsaka kokoa amin'ny alamorana noho ny toerana hafa amin'ny ny planeta.

Eto Madagasikara hanova

 
tena mampidi-doza ny maingoka amin'ny alamorana malagasy

Mitombo anio amin'ny atsinanana sy avaratra atsinanana tamin'ny tany alamorana. Biby amin'ny alamorana anisan'izany babakoto, tarondro sy ny siketribe.

Nandrakotra Madagasikara taloha ny alamorana.[2] Amin'ny taona 2018 nandrakotra 23% fa ny tany ny ala.[3] Amin'ny taona 2019, mandripahana ny ala haingana kokoa noho rehetra tany amin'ny planeta Madagasikara.[4] Amin'ny tahan'ny ankehitriny fandripahana tsy misy alamorana amin'ny Madagasikara amin'ny taona 2076.

Taona Hektara alamorana taloha amin'ny Madagasikara Hektara ala amin'ny Madagasikara
2000 ? 17,155,099
2001 4,853,670 ?
2010 4,628,241 16,450,024
2018 4,060,522 13,772,127

[5]

Gallery hanova

Citation hanova

  1. "Marietta University - The Tropical Rainforests". Archived from the original on 2019-07-25. Retrieved 2019-07-16.
  2. Proceedings of the National Academy of Sciences of the United States of America - Geogenetic patterns in mouse lemurs (genus Microcebus) reveal the ghosts of Madagascar's forests past
  3. Mongabay - Deforestation Statistics for Madagascar
  4. Biodiversity Heroes: The Teenagers Saving Madagascar's Wildlife
  5. Mongabay - Deforestation Statistics for Madagascar