I Ramla bint Abi-Sufyan, izay fantatra ihany koa amin' ny hoe Umm Habiba, dia iray amin' ny vadin' i Mohamady. Atao hoe رُمْلَة بِنْت أَبِي سُفْيَان na أُمّ حَبِيبَة izy amin' ny teny arabo. Teraka tamin' ny taona 594 tany Meka izy ary maty tamin' ny taona 665 tany Medina. Taloha i Umm Habiba dia vadin' ny rahalahin' i Saynab, 'Ubaydallāh b. Jahsh, izay niara-nifindra monina tany Abisinia. Nanambady an' i Mohamady tamin' ny taona 628 tany ho any izy rehefa niverina avy tany Khaybar. Maty tamin' ny taona 665 teo ho eo izy.

Ny anaran' i Umm Habiba

Jereo koa hanova