Ny kolontsaina dia ny fitambaran'ny fomban'y vahoaka ao amin'ny foko na faritra na firenena na kôntinenta ray. Ny siansa mandinika ny kolontsaina dia ny antrôpôlôjia sady siansa ara-tsosialy mikasika ny fandinihana ny kolontsaina.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.