Elola (volana hebreo)

Ny Elola dia volana fahenina ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana faharoa ambin'ny folo kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe אֱלוּל /ʾĔlûl io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Aogositra sy Septambra ka misy 29 andro.

Jereo koa hanova