Ava (volana hebreo)

Ny Ava na Aba dia volana fahadimy ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fahiraila ambin'ny folo kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe אָב‎ / Av naʾĀḇ io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Jolay sy Aogositra ka misy 30 andro.

Jereo koa hanova