Ny setroka dia zavatra toy ny rahona misy etona sy kiti-javatra mivaingana avoakan' ny afo, ny fiota simika sasany na ny hafanana mekanika. Ireo kiti-javatra ireo dia molaly (karbônina tsy may) sy lavenona; matetika koa ny setroka dia ahitana singa metaly sy ôrganika amin' ny fatra kely, saingy misy poizina ny maro amin' izy ireo.

Setroka

Jereo koa hanova