Stratocumulus, hita avy amin'ny fiaramanidina
Ny karazan-drahona

Ny rahona dia teten-drano na ranomandry hita maso, teten-drano mitsangeva eny amin'ny lanitra. Voatazon'ny gravité eto an-tany ny rahona mba tsy handositra any amin'ny habakabaka. Ny nefolojia (nephology), fandinihana rahona, dia ratsana hafan'ny toetr'andro.

FilaharanaHanova

Lahatra A (rahona avo haambo : 5 - 15 km)Hanova

  • Ny cirrocumulus dia rahona misy any amin'ny haambona 5 - 12 km, tahaka ny rahona cumulus hafa. Ny « cumulus » dia midika hoe « convection ». Ny cirrocumulus dia teten-drano fa tsy ranomandry ohatra ny cirrus.
  • Ny cirrus dia rahona tsy manome orana. Haambona 8 000 metatra.
  • Ny cirrostratus dia rahona tsy manome orana tahaka ny cirrus. Haambo 6 000 metatra

Lahatra B (rahona anivo haambo : 5 - 8 km)Hanova

Lahatra CHanova

 
Karazan-drahona amin'ny lahatra C Swifts Creek, Victoria, Australia

Lahatra DHanova

Rahona hafaHanova

LokoHanova

Rahona sy toetr'androHanova

Fajiry hafaHanova

Jereo koaHanova

 

Hijery « rahona » any amin'ny Wikibolana.

Rohy ivelanyHanova

Miteny frantsayHanova

Miteny anglisyHanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.