I Amerika Afovoany dia andilan-tany mampitohy an' i Amerika Avaratra sy i Amerika Atsimo. Ny fahasamihafana misy eo amin'ny sisin-tany ara-jeôgrafia sy ny sisin-tany ara-politika, ary ny tantaran'ny fanjanahan-tany sy ny fisiam-pitoviana sy fahasamihafana ara-kolontsaina ao amlin'io faritra io dia manovaova ny famaritrana an'i Amerika Afovoany arakaraka. Araka ny famaritana azy mahazatra ny maro dia ahitana ireto firenena ireto ny ao Amerika Afovoany: i Goatemala, i Belizy, i Hôndorasy, i Salvadôro, i Nikaragoa, i Kôsta Rika ary i Panama. Azo atambatra amin'ireo tany ireo ny nosy Antilia (ahitana an' i Kioba).

Sarin' ny bolantany maneho ny toerana misy an' i Amerika Afovoany

Firenena ao Amerika Afovony hanova

Jereo koa hanova

Ireo kôntinenta hanova

Faritra ao Amerika hanova