Fiteny lôry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Karazam-piteny iraniana
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 21 Septambra 2020 à 10:56

Ny fiteny lôry na fiteny lory dia vondrom-piteny madinika ao atsimo-andrefana izay tetenin'ny vahoaka lôry sy ny vahoaka baktiary izay monina ao amin'ny faritany iranianan'i Lorestan, Ilam, Chahar Mahaal sy Bakhtiari, Kohkiluyeh ary Buyer Ahmad, sy ao amin'ny faritra sasany ao Khuzestan. Mitovitovy amin'ny fiteny korda io fiteny io.

Jereo koa