Lisitry ny filoham-panjakana kômôriana

Inty ny lisitry ny filoham-panjakana kômôriana nanomboka tamin' ny taona 1975. Ireto ny fitondram-panjakana nifandimby tamin' izany: ny Fanjakana Kômôriana sy ny Repoblika Federaly Islamikan' i Kômôro ary ny Firaisan' i Kômôro.

Filoham-panjakan' ny Fanjakana Kômôriana hanova

Ny Fanjakana Kômôriana no fitondrana pôlitika voalohany an' i Kômôro mahaleo tena. Io vanim-potoana io dia nahitana fanonganam-panjakana enina na fito, arakaraka ny mpanoratra.

Anarana Fe-potoam-piasana Andraikitra
Ahmed Abdallah Abderamane 6 Jolay 1975 - 7 Jolay 1975 Filohan' ny governemanta
7 Jolay 1975 - 3 Aogositra 1975 Filoham-panjakana
Said Mohamed Jaffar 3 Aogositra 1975 - 10 Aogositra 1975 Filohan' ny Filankevi-Pirenen' ny Revôlisiôna
10 Aogositra 1975 - 3 Janoary 1976 Filohan' ny Filankevi-Pirenena Mpanatanteraka
Ali Soilih 3 Janoary 1976 - 28 Ôktôbra 1977 Filoham-panjakana
28 Ôktôbra 1977 - 13 Mey 1978 Filohan' ny Filankevi-Pirenena Mpanatanteraka
Said Atthoumani 13 Mey 1978 - 23 Mey 1978 Filohan' ny Direktoara Pôlitika-Miaramila

Filoham-panjakan' ny Repoblika Federaly Islamikan' i Kômôro hanova

Ny Repoblika Federaly Islamikan' i Kômôro no repoblika faharoan' i Kômôro mahaleo tena. Niorina izy taorian’ ny fanonganam-panjakana tamin’ ny 13 mey 1978.

Anarana Fe-potoam-piasana Andraikitra
Ahmed Abdallah Abderamane 23 Mey 1978 - 3 Ôktôbra 1978 Filoha miara-mitantana ny Direktoara pôlitika-miaramila
Ahmed Mohamed
Ahmed Abdallah Abderamane 3 Ôktôbra 1978 - 25 Ôktôbra 1978 Filohan’ny Direktoara
25 Ôktôbra 1978 - 26/27 Nôvambra 1989 Filohan’ ny Repoblika voalohany
Haribon Chebani 26 Nôvambra 1989 - 27 Nôvambra 1989 Filohan' ny Repoblika vonjimaika
Said Mohamed Djohar 27 Nôvambra 1989 - 20 Marsa 1990
20 Marsa 1990 - 29 Septambra 1995 Filohan' ny Repoblika faharoa
Combo Ayouba 29 Septambra 1995 - 2 Ôktôbra 1995 Mpandrindra ny Kômity miaramilan' ny Tetezamita
Mohamed Taki Abdoulkarim 2 Ôktôbra 1995 - 5 Ôktôbra 1995 Filohan' ny Repoblika miara-mitantana vonjimaika
Said Ali Kemal
Caabi El-Yachroutu Mohamed 5 Ôktôbra 1995 - 26 Janoary 1996 Filohan' ny Repoblika vonjimaika
Said Mohamed Djohar 26 Janoary 1996 - 25 Marsa 1996 Filohan' ny Repoblika fahatelo
Mohamed Taki Abdoulkarim 25 Marsa 1996 - 6 Nôvambra 1998 Filohan' ny Repoblika fahefatra
Tadjidine Ben Said Massounde 6 Nôvambra 1998 - 30 Avrily 1999 Filohan' ny Repoblika vonjimaika
Azali Assoumani 30 Avrily 1999 - 6 Mey 1999 Lehiben' ny Etamazôron' ny Tafi-Pirenan' ny Fampandrosoana
6 Mey 1999 - 23 Desambra 2001 Filohan' ny Kômitim-Panjakana

Filoham-panjakan' ny Firaisan' i Kômôro hanova

Anarana Fe-potoam-piasana Andraikitra
Azali Assoumani 23 Desambra 2001 - 21 Janoary 2002 Filohan' ny Kômitim-Panjakana
Hamadi Madi Boléro 21 Janoary 2002 - 26 Mey 2002 Filoha vonjimaika
Azali Assoumani 26 Mey 2002 - 26 Mey 2006 Filohan' ny Repoblika fahadimy
Ahmed Abdallah Mohamed Sambi 26 Mey 2006 - 26 Mey 2011 Filohan' ny Repoblika fahenina
Ikililou Dhoinine 26 Mey 2011 - 26 Mey 2016 Filohan' ny Repoblika fahafito
Azali Assoumani 26 Mey 2016 - 3 Febroary 2019 Filohan’ ny Repoblika fahavalo
Moustadroine Abdou 13 Febroary 2019 - 3 Avrily 2019 Filoha' ny Repoblika vonjimaika
Azali Assoumani 3 Avrily 2019 - … Filohan' ny Repoblika fahasivy

Jereo koa hanova