Ahmed Abdallah Abderamane

I Ahmed Abdallah Abdéremane dia mpandraharaha sy mpanao pôlitika kômôriana teraka tamin' ny 12 Jona 1919 ary maty tamin' ny 26 Nôvambra 1989, mpikambana ela tao amin' ny Parlemanta frantsay (Senat) tamin' ny taona 1959 hatramin' ny 1973, avy eo lehiben' ny Fanjakana Kômôriana imbetsaka, filoham-pirenena kômôriana nanomboka tamin' ny 25 Ôktôbra 1978 ka hatramin' ny namonoana azy tamin' ny taona 1989. Izy no nanambara ny fahaleovan-tenan' i Kômôro tamn' ny taona 1975.

Ahmed Abdallah Abdéremane

Jereo koa hanova