Hamadi Madi Boléro

I Hamadi Madi na Hamada Madi fantatra amin' ny anarana hoe Boléro dia mpanao pôlitika kômôriana teraka tao Mohéli tamin' ny taona 1965. Talen-kabinetra, filoha vonjimaika ary praiminisitry ny filoha Azali Assoumani. Anisan’ ny mpanelanelana lehibe tamin' ny fifanarahana tao Fomboni tamin’ ny taona 2001 izy.

Hamadi Madi

Taorian' ny fahalanian' ny filoha Ahmed Abdallah Sambi dia niala tao Kômôro izy ka nankany Frantsa tamin' ny taona 2006. Nosamborin' ny manampahefana kômôriana izy rehefa nidina ny fiaramanidina tamin' ny Desambra 2008 tao Mohéli raha niverina tao amin' ny nosy niaraka amin' ny vatana mangatsiakan' ny iray amin' ny havany.

Jereo koa hanova